|
|
|
|

Entry1  maty loka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana
Elementary words  4  maty, loka
Synonyms  5  azo loka, resy loka

Anagrams  6  maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka

Updated on 2025/01/21