|
|
|
|

Entry1  basy maty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] basy efa simba tsy mipoaka intsony
Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny matoan-teny hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy
Explanations in French  4  [2.415#2999] C' est un fusil détraqué. On donnait ce surnom aux personnes éhontées
Elementary words  5  basy, maty

Updated on 2024/12/07