Entry (1/2) | 1 aleoko maty |
Elementary words | 2 aleo, maty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [1.1] |
Explanations in English |
5 I'd rather be dead [1.7] |
Explanations in French |
6 mieux vaut mourir [1.8] |
Entry (2/2) | 7 aleokomaty |
Elementary words | 8 aleo, maty |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Botany |
Explanations in Malagasy |
11 Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [1.1] |
Explanations in French |
12 (aleoko = je préfère, et maty = mort) Ganoderma applanatum (Pers.) Patouillard f. philippinense Humphr. (Champignons, Polyporaceae). Détermination de G. Bouriquet. Ce champignon très dur est réduit en poudre et avalé comme contrepoison ou pour se protéger des maléfices. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 14 aleoko maty, aleokomaty, aleoko maty, aleokomaty |
Updated on 2023/07/14 |