Entry | misotro ny aleoko maty | |
Elementary words | misotro ; aleo ; maty | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony [1.1] | |
Updated on 2023/05/31 |