|
|
|
|

Entry1  misotro
Root  2  sotro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
5  Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1]
Explanations in English  6  to drink [1.7]
Explanations in French  7  boire [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  manala hetaheta, miala hetaheta, miboboka, migoka, manao gorodana, manao gagaka, manao gok' omby, mitohoka, manao kararana, minona
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word misotro

Anagrams  23  mirotso, misotro, somotry, sotroim, torosim

Updated on 2023/05/31