|
|
|
|

Entry1  mitohoka
Root  2  tohoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao!
Explanations in English  5  [1.7] to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier
Explanations in French  6  [1.8] être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière
Examples  7  Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21