Entry | 1 tohoka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano 9 Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana 10 Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [1.1] |
Explanations in French |
11 barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières 12 bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer 13 action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons [1.3#711] |
Compound words |
|
Anagrams | 15 hôtoka, kotoha, tohoka |
Updated on 2023/05/31 |