|
|
|
|

Entry1  toho-drano
Elementary words  2  tohoka, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy
5  [1.13][tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano
Explanations in French  6  [1.13][tohodrano] barrage

Anagrams  7  hodonotra, toho-drano

Updated on 2023/05/28