|
|
|
|

Entry1  toho-drano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy
4  [1.13][tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano
Explanations in French  5  [1.13][tohodrano] barrage
Elementary words  6  tohoka, rano

Anagrams  7  hodonotra, toho-drano

Updated on 2025/01/21