Entry (1/2) | 1 manohoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana |
Root | 4 tohoka |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manohoka |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha |
Root | 12 hohoka |
Morphology |
|
Anagrams | 17 amokohan, hamonako, hanokoam, hanomoka, manohoka, namohako, namokoha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |