Entry | 1 fanohoka |
Root | 2 tohoka |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano Azo atohoka |
Explanations in French |
5 [1.3#711] Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter |
Examples |
6 Fomba fanohoka ny zaza. [2.436#] |
Anagrams | 7 fanohoka, fonahako, hafonoka, hanofako, nafahoko, nahofako |
Updated on 2023/01/08 |