|
|
|
|

Entry1  atohoka
Root  2  tohoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao fefy
5  Atao mipetaka, manakaiky tsara ka manjary mitehika mihitsy: Aza atohoka amin' ny vava ny siny fa andeha maka zinga
6  Ampidirina, asesika betsaka ao am-patana: Kitay bozaka atohoka amin' ny fatana [1.1]
Explanations in English  7  to be placed with the end against something, as a bottle to the mouth [1.7]
Explanations in French  8  dont on met le bout contre quelque chose, comme une bouteille à la bouche [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  atohako, atohoka, haatoko, hataoko, hatokao

Updated on 2023/01/20