Entry | 1 tohofana |
Root | 2 tohoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano 5 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo 6 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] |
Explanations in English |
7 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] |
Explanations in French |
8 contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 hanotofa, hotafoan, hotonafa, tohofana |
Updated on 2023/01/20 |