|
|
|
|

Entry1  migoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo
Explanations in English  4  [1.2] to guzzle, to drink in abundance.
5  [1.7] to drink greedily
Explanations in French  6  [1.8] boire en abondance à longs traits
Examples  7  [2.471] Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
8  [2.472] Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka.
Root  9  goka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11