Entry (1/2) | 1 minona |
Root | 2 inona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 5 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1] |
Explanations in French |
6 boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281] |
Examples |
7 Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word minona |
Entry (2/2) | 14 minòna |
Root | 15 inona |
Part of speech | 16 imperative of active verb minona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3#281] |
Anagrams | 19 inoman, mañino, manony, mañony, minòna, minona, monany, monina, namoin, namony, nanoim, ninoam, ninoma, noanim, nomani, omanin, onanim |
Updated on 2023/10/20 |