Entry | 1 manabohamaty |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana |
Elementary words | 4 manana, bohaka, maty |
Morphology |
|
Analogs | 8 mitono tena, manao vy very, manao anjolofo, maneha-doza, mankaha-doza, mananty voina, mila voina, mila faty, manao mosalahy |
Updated on 2024/12/22 |
![]() |