|
|
|
|

Entry1  manabohamaty
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana
Elementary words  4  manana, bohaka, maty
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Analogs  8  mitono tena, manao vy very, manao anjolofo, maneha-doza, mankaha-doza, mananty voina, mila voina, mila faty, manao mosalahy

Updated on 2024/12/22