Entry (1/2) | 1 manjahana |
Root | 2 zahana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany |
Explanations in French |
5 [1.3#866] qui refuse de couver |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word manjahana |
Entry (2/2) | 7 manjahana |
Root | 8 zahana |
Part of speech | 9 adjective |
Allegation |
10 maty [1.1] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy |
Explanations in French |
12 [1.3#866] privé, frustré, qui n'obtient rien 13 [1.54] être frustré (haihay) |
Synonyms | 14 manjahatra |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |