Entry | 1 ny arivo lahy tsy maty indray andro |
Elementary words | 2 arivo, lahy, tsy, maty, indray, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory |
Updated on 2024/12/07 |