Entry |
arivo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Zato impolo Be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [1.1]
|
Explanations in English | A thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [1.2]
|
| A thousand [1.7]
|
Explanations in French | Mille [1.3, 1.8]
|
| Mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache [1.196]
|
International symbols | 1000 1 000 1.000 1,000
M
[3.1]
|
Examples |
1 | Iray mitakalo arivo izany?
[2.5]
|
2 | Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina.
[2.298]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
|
Proverbs |
Article |
|