Entry (1/2) | 1 faharivo |
Root | 2 rivo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny rano tsy lalina |
Synonyms | 5 harivo |
Entry (2/2) | 6 faharivo |
Root | 7 arivo |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in French |
9 [1.4.fr#522] millième: Faharivo izy (Il est le millième) |
Examples |
10 ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996#] |
Anagrams | 11 faharivo, vary faho |
Updated on 2023/01/06 |