Entry | folo-tao-maty | |
Elementary words | folo ; taona ; maty | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1] | |
Ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1] | ||
Vocabulary | Time | |
Updated on 2023/06/13 |