|
|
|
|

Entry1  folo-tao-maty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#380] enti-milaza fotoana naharitra ela be
4  [1.1#927] ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy
Vocabulary  5  Time
Elementary words  6  folo, taona, maty

Updated on 2024/12/07