Entry (1/2) | 1 amboadia |
Root | 2 amboa, dia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [dia, wild.] A dog run wild. [1.2] 5 a wild dog; a wolf [1.7] |
Explanations in French |
6 chien sauvage; loup [1.8] |
Examples |
7 Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5] |
Vocabulary |
8 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word amboadia |
Article |
11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 12 amboadia |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [Betsimisaraka]
[1.78] |
Vocabulary |
15 Game |
Updated on 2022/07/30 |