Entry | 1 amboalambo |
Root | 2 amboa, lambo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy [Betsileo]
[1.78] 5 Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy [1.1] |
Explanations in English |
6 A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova. [1.2] |
Explanations in French |
7 Chien sauvage: se disait des mauvais sujets [2.415#6410] 8 chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs [1.3#28] |
Examples |
9 Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka. [2.643#] 10 Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy. [2.69#] 11 ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany. [1.437#] |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word amboalambo |
Updated on 2022/10/02 |