|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandroaka
Root  2  roaka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
5  Azo roahina [1.1]
Explanations in French  6  Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser [1.3#539]
Examples  7  Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy? [2.996#]
Proverbs  8  Proverbs containing the word fandroaka

Entry (2/2)9  fandroaka
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  12  Alika, amboa [1.1]
13  alika [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  14  [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [Provincial] [1.2]
Explanations in French  15  chien (kiVAhy). § amboa [Tankarana] [1.19]
16  chien [1.54, 1.13]
17  chien [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Anagrams  18  fandaroka, fandraoka, fandroaka

Updated on 2023/01/07