Entry | 1 roaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena 4 Fampialana handeha 5 Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1] |
Explanations in English |
6 a driving away [1.7] |
Explanations in French |
7 action de chasser, de pousser devant soi [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 akaro, akora, arako, araok, aroak, karao, koara, oraka, raoka, roaka |
Updated on 2020/07/31 |