Entry | 1 roahina |
Root | 2 roaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava |
Explanations in English |
5 [1.7] to be driven away, to be expelled |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word roahina |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |