Entry | fandroahana (roaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1] | |
Explanations in English | The act of driving out or away [1.7] | |
Explanations in French | Action d'expulser [1.8] | |
Anagrams | fahandroana, fandarohana, fandrahoana, fandroahana |
Updated on 2023/01/20 |