Entry | 1 mandroaka |
Root | 2 roaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana |
Explanations in English |
5 [1.7] to drive away, to expel to drive a herd |
Explanations in French |
6 [1.8] expulser, chasser pousser un troupeau devant soi |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mandroaka |
Anagrams | 12 andramako, mandaroka, mandraoka, mandroaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |