Entry | 1 amboalambokely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) |
Explanations in English |
4 [1.2] [kely, little.] A species of earwig. |
Vocabulary |
5 Zoology: invertebrates |
Elementary words | 6 amboa, lambo, kely |
Updated on 2024/12/25 |
![]() |