|
|
|
|

Entry1  amboabe
Elementary words  2  amboa, be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazana hala volovoloina sady vaventy
Explanations in English  5  [1.2] A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale.
Examples  6  Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy. [1.437#]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Proverbs  8  Proverbs containing the word amboabe

Updated on 2024/12/25