|
|
|
|

Entry1  aterana
Root  2  atitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety
Explanations in English  5  [1.2] used of the person to whom anything is sent, etc.
Explanations in French  6  [1.3] A qui on offre, on porte
Examples  7  ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [2.48]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word aterana

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21