Entry | atitra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [1.3] | |||||||||||||||
Examples | Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra.
[2.48] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | atitra, itatra, taitra |
Updated on 2023/09/21 |