|
|
|
|

Entry1  fanatitra
Root  2  atitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba enti-manatitra
Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana
Sorona
Explanations in English  5  [1.7] an offering
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] offrande
7  [1.3] Présent, ce qui est digne d’être offert
manière de conduire
Examples  8  Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana. [2.245]
Article  9  Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21