Entry | 1 aterina |
Root | 2 atitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo |
Explanations in English |
5 [1.7] to be offered; to be conveyed |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] Qu’on offre 7 [1.3] qu’on conduit, qu’on porte 8 [1.8] qu'on apporte |
Examples |
9 Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245] 10 avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |