Entry | ati-pako | |
Elementary words | atitra ; fako | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny [1.1] | |
Explanations in English | [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen. [1.2] | |
Anagrams | ati-pako, kapaoty, poakaty, tapiôkà |
Updated on 2023/09/21 |