Entry | 1 fako |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 loto [Taisaka]
[1.78] 9 Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny 10 Ambany, tsinontsinona [1.1] |
Explanations in English |
11 sweepings, rubbish, litter 12 fig. a great number, a multitude. [1.2] 13 trash, garbage [1.7] |
Explanations in French |
14 ordures, rebut [1.8] |
Synonyms | 15 fakofako |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word fako |
Anagrams | 19 fako, foka, kafo, kofa |
Updated on 2023/08/17 |