|
|
|
|

Entry1  mifako
Root  2  fako
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy
Explanations in English  5  [1.2] to gather up rubbish.
Examples  6  Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mifako

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21