|
|
|
|

Entry1  fifakoana
Root  2  fako
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1]
Explanations in French  5  L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3#140]
Examples  6  Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony. [2.470#]

Anagrams  7  fiafanako, fifakoana

Updated on 2023/01/08