Entry | 1 fakofako |
Root | 2 fako |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in English |
6 sweepings, rubbish, litter 7 fig. a great number, a multitude. [1.2] 8 trash, garbage [1.7] |
Explanations in French |
9 ordures, rebut [1.8] |
Examples |
10 Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#] 11 Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#] 12 Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#] |
Synonyms | 13 fako |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fakofako |
Anagrams | 16 fakofako, fokafoka |
Updated on 2023/01/20 |