Entry | indray mipy maso | |
Elementary words | indray ; mipy maso | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [1.1] | |
Examples | Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako!
[2.5] | |
Updated on 2023/11/20 |