|
|
|
|

Entry (1/2)1  indray mitoraka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Explanations in English  4  [1.2] once; lit. one throw.
Examples  5  [2.470] Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy.
6  [2.471] Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara
Elementary words  7  indray, mitoraka

Entry (2/2)8  indray mitoraka
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  [1.1] halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo)
Vocabulary  11  Space
Elementary words  12  indray, mitoraka

Updated on 2024/12/07