Entry | 1 mitoraka |
Root | 2 toraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy 5 Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io [1.1] |
Explanations in English |
6 to throw [1.7] |
Explanations in French |
7 Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique: Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~ Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest) [1.3#730] 8 jeter, lancer [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mitoraka |
Anagrams | 17 maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka |
Updated on 2024/09/17 |