Entry 1/3 toraka
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
Explanations in French Comme, de même que, égal, s [...] [full text in 1.5]
Synonyms ohatra ~ tahaka

Entry 2/3 toraka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
Explanations in French Action de lancer [1.3, 1.5]
 Action de jeter [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry 3/3 toraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
Explanations in French Puissance [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/19