Entry | torapasika | |||||
Elementary words | toraka ; fasika | |||||
Part of speech | noun | |||||
Explanations in Malagasy | Toerana malalaka voarakotra fasika hatrany, toerana feno fasika eny amoron-drano [1.1] | |||||
Toerana mitomandavana rakotra fasika eny amoron-drano [1.13] | ||||||
Explanations in French | Plage [1.5] | |||||
Banc de sable [1.13] | ||||||
Vocabulary | Geography: (in general) ~ Geology | |||||
Illustrations | ||||||
Anagrams | aporitsaka, torapasika |
Updated on 2023/06/19 |