Entry (1/2) | 1 fasika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1] |
Explanations in English |
4 sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2] 5 sand [1.7] |
Explanations in French |
6 sable [1.8] |
Examples |
7 Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62] 8 Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94] |
Vocabulary |
9 Geology |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word fasika |
Entry (2/2) | 23 fasika |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1] |
Explanations in English |
26 fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 28 fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka |
Updated on 2023/08/11 |