Entry |
fandiafasika
|
Elementary words | fandia ; fasika |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [1.1]
|
Explanations in English | A species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L.
[1.2]
|
Explanations in French | Guinette [1.54]
|
Scientific name | Actitis hypoleucus |
Examples | Iny mivoaka avy ao Ramatoa Ravoahirana, nitsipitsipika toy ny fandiafasika nahazo remby, mivimbina ravin-damba sy haingon'akanjo avy novidina teny amin'ny magazain'Iarivo.
[1.262]
|
Vocabulary |
|