|
|
|
|

Entry1  fitorahana
Root  2  toraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanipazana vato (na zavatra hafa) amin' olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray. / Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny
Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21