|
|
|
|

Entry1  tongobolo tampenam-bava
Elementary words  2  tongobolo, tampenana, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza olona tsy avala hilaza ny heviny na izay tiany holazaina fa tsentsenana avy hatrany [1.1]

Updated on 2023/10/03